plt_tn/isa/33/23.md

957 B

Mivaha ireo tady mahazakanareo; tsy mahazona ny hazo lava amin'ny toerany ireo; tsy mahavita mamelatra ny lain-tsambo ireo

Ireo mety ho heviny dia 1) Tahaka ny sambo izay tsy afaka mihetsika eo amin'ny rano ny tafika Asyriana: ireo tady izay manohana ny hazo lava sy ny lain-tsambo dia nivaraka ary tsy mahazona ny hazo lava intsony, ka dia tsy misy ilana azy ny lain-tsambo (33:1) na 2) tsy miady intsony ny vahoakan'i Joda: "Namaha ireo tady izay nanohana ny fanevanareo ianareo; tsy mievaheva intsony ny faneva" (33:17-33:22, jereo ny UDB).

hazo lava

bao lava izay mihazona ny lain-tsambo

lain-tsambo

lamba lava izay feno rivotra ary mamindra ny sambo eo amin'ny rano

rehefa zaraina ny voababo lehibe

DH: "rehefa mizara ny harena izy ireo"

ny mandringa

Io dia manondro ny olona izay tsy afaka mandeha. DH: "ireo izay malemy"

ny olona izay mitoetra any dia ho voavela heloka

DH: "Hamela ny fahotan'ny olona izay mipetraka ao Yaveh"