forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
# Ny masonareo dia hahita...hahatsinjo tany malalaka ireo
|
|
|
|
Io dia manondro ny mpihaino amin'ny "mason'izy ireo". DH: "Hahita ianareo...hahatsinjo ianareo"
|
|
|
|
# ny mpanjaka amin'ny hatsarany
|
|
|
|
Ny akanjo mpanjakan'ny mpanjaka dia tondroina amin'ny hoe "hatsaran-tarehiny". DH: "ny mpanjaka ao anatin'ny akanjo lavany tsara tarehy"
|
|
|
|
# Ho tsaroan'ny fonareo ny horohoro
|
|
|
|
Io dia manondro ny mpihaino amin'ny "fon'izy ireo". Ny "horohoro" dia manondro ny adin'izy ireo tamin'ireo Asyriana. Afaka ambara mazava izany. DH: "Hahatsiaro ny horohoro izay nataon'ireo Asyriana taminareo tamin'izy ireo nanafika anareo ianareo."
|
|
|
|
# aiza ny mpanora-dalàna, aiza izy izay nandanja ny vola? Aiza izy izay nanisa ireo tilikambo?
|
|
|
|
Ireo fanontaniana fampisainana ireo dia napetraka mba hanindriana fa lasa ireo manamboninahitr'ireo Asyriana. Afaka soratana amin'ny fehezanteny ireo fanontaniana ireo. DH: "Nanjavona ireo manamboninahitr'i Asyria izay nanisa ny vola hetra izay noterena mba haloa amin'izy ireo! Lasa ireo lehilahy izay nanisa ireo tilikambontsika!" (UDB)
|
|
|
|
# nandanja ny vola
|
|
|
|
Ny vola dia vy misy lanjany; ny lanjan'izany dia voafaritra amin'ny havesany.
|
|
|
|
# olona hafa fiteny
|
|
|
|
"olona izay miteny fiteny vahiny"
|
|
|
|
# takatrareo
|
|
|
|
"azo"
|