plt_tn/isa/32/19.md

612 B

havandra

Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 28:1 izany.

simba ny ala, ka ringana tanteraka ny tanàna

DH: "mandrava ny ala ary mamotika tanteraka ny tanàna izany"

ho tahiana ianao izay mamafy eny akaikin'ireo riana, ianao izay mamoaka ireo ombinao sy ireo borikinao mba hiraoka

Io dia manondro ny fitahian'i Yaveh ny vahoakany rehetra ary miresaka ireo zavatra izay ara-dalàna mba hataon'ny vahoakany. DH: "Hitahy anao Yaveh, raha mamboly ireo vokatrao any an-tsaha eo amoron'ny riana ianao ary raha mandefa ireo ombinao sy ireo borikinao mba hiraoka any amin'ireo tany fihinanam-bilona"