plt_tn/isa/32/16.md

782 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny Isaia.

hitoetra...ny rariny...ny fahamarinana hitoetra

Manoritsoritra ny "rariny" sy "fahamarinana" toy ny olona izay mipetraka eo amin'ireo toerana ireo Isaia. Midika izany fa ny olona izay mipetraka ao amin'ireo toerana ireo dia hanao izay rariny sy marina. DH: "hanao ny rariny any an'efitra ny olona ary hanao ny marina any amin'ireo saha mamokatra ny olona"

Ny asan'ny fahamarinana dia ho fiadanana; ary ny vokatry ny fahamarinana, dia fahanginana sy fahatokiana mandrakizay

Ireo andianteny roa ireo dia mifanindran-dalana ary samy fahamarinana ny vokany. Afaka akambana ireo. DH: "Ny vokatry ny asan'ny fahamarinana dia hoe hisy fiadanana, sy fahanginana, ary fahatokiana mandrakizay"

fonenana

"toerana"