plt_tn/isa/30/25.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Joda i Isaia.
# Eny amin'ny tendrombohitra avo rehetra...ny tara-masoandron'ny andro fito
Manoritsoritra izay ho tranga tena lafatra aorian'ny hamonjen'i Yaveh ny vahoakany Isaia. Kanefa mety manitatra ny fiteny, ka afaka mandika izany araka ny nanoritsoritan'i Isaia azy ihany ianao.
# amin'ny andron'ny famonoana lehibe izay hianjeran'ny tilikambo
"rehefa mamono ireo fahavalonareo sy hahatonga ny tilikambo mafin'izy ireo hianjera Yaveh"
# amin'ny andro
Eto ny hoe "andro" dia manambara fe-potoana amin'ny ankapobeny. DH: "amin'izany fotoana izany"
# ny fahazavan'ny masoandro dia hamiratra impito heny
"hamiratra impito heny amin'ny hazavan'ny masoandro ny masoandro" na "hanome hazavana be amin'ny andro iray tsy tahaka ny isan'andro amin'ny hafitoana ny masoandro"
# Hamehy ny fanorotoroana ny olony Yaveh ary hanasitrana ny ferin'ny nandratrany azy ireo
Ny fankaherezan'i Yaveh ny vahoakany sy ny fanaperany ny fijalian'izy ireo dia resahina toy ny hoe hametaka bandy eo amin'ny ratran'izy ireo Izy"