plt_tn/isa/30/23.md

708 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Joda i Isaia.

Hanome...Izy

"Hanome...Yaveh"

mofo mitobatobaka avy amin'ny tany

Eto ny hoe "mofo" dia manambara ny sakafo amin'ny ankapobeny. DH: "hahatonga ny tany hamokatra sakafo be dia be mba hohaninareo Izy"

Amin'izany andro izany

Eto ny hoe "andro" dia manambara fe-potoana amin'ny ankapobeny. DH: "amin'izany fotoana izany"

izay nokororohina tamin'ny angady sy angady fitrebika

Ny angady sy angady fitrebika dia nampiasaina mba hamafazana voa eny amin'ny rivotra mba hitsoka hanala ny akofa ny rivotra, ka izay azo ho hanina ihany no tavela. DH: "izay nokororohinareo tamin'ny angady sy angady fitrebika"