plt_tn/isa/30/22.md

468 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Joda i Isaia.

Harianareo tahaka ny vorodamban'ny fadimbolana izany

Io fampitahana io dia midika fa hanary ireo sampin'izy ireo tahaka ny fako izy ireo.

Hiteny amin'ireny ianareo hoe: "Mialà eto."

Io dia miresaka ireo sampy toy ny hoe afaka mandre sy miakatra ary miala amin'ny toerana iray ireo. Ny tian'i Yaveh lazaina dia hoe tsy hila na ho tia ireo sampy intsony ny vahoaka.