plt_tn/isa/30/06.md

940 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity dia manohy ny fanambaran'Andriamanitra mahakasika ny vahoakan'i Joda.

Fanambarana

"Izany no ambaran'i Yaveh"

liom-bavy sy lion-dahy, ny menarana sy ny bibilava mirehitra manidina

Io dia manondro ireo karazam-biby amin'ny ankapobeny. DH: "izay itoeran'ny liom-bavy sy lion-dahy, ary izay misy vipera sy bibilava"

bibilava mirehitra manidina

Eto ny teny hoe "mirehitra" dia mety manondro ny kaikitry ny bibilava misy poizina ary ny teny hoe "manidina" dia manondro ny fikisak'izany malaky. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 14:28.

no hitondran'izy ireo ny hareny

"mitondra ny haren'izy ireo ny vahoakan'i Joda"

nantsoiko hoe Rahaba izy, izay mipetraka

Misy tantara malaza momba ny biby be ao an-dranomasina antsoina hoe Rahaba. Ny anarana hoe Rahaba dia midika hoe "hery" na "avonavona". DH: "Miantso an'i Egypta hoe mpieboebo fatratra izay tsy manao na inona na inona Aho"