forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
656 B
Markdown
12 lines
656 B
Markdown
# Aminareo ireo fanambarana rehetra dia efa tahaka ny soratra ao amin'ny boky izay voatombo-kase
|
|
|
|
Ireo mpaminany hafa ao Jerosalema dia tsy afaka mandre na mahatakatra ny hafatr'Andriamanitra. DH: "Ny rehetra izay nambaran'i Yaveh dia tahaka ny boky voatombo-kase aminareo"
|
|
|
|
# izay voatombo-kase, izay mety homen'ny olona ilay iray izay nampianarina
|
|
|
|
Afaka ambara amin'ny fehezanteny vaovao io. DH: "izay voatombo-kase. Mety hisy olona haka ilay boky voatombo-kase ka hanome izany ho an'ny olona izay mahay mamaky teny"
|
|
|
|
# Raha omena ny iray izay tsy mahay mamaky ilay boky
|
|
|
|
DH: "Raha misy olona maka ilay boky mba homena olona izay tsy afaka mamaky teny"
|