plt_tn/isa/28/29.md

464 B

Ireo koa dia avy amin'i...tsara dia tsara amin'ny fahendrena

Ity no mamarana ny fanoharana nanomboka tao amin'ny 28:23. Ny leson'ny fanoharana efa mazava dia hoe tena hendry ireo mpamboly ka mihaino ny fananaran'i Yaveh momba ny fambolena sy ny fivelezana. Nefa ireo mpitarik'i Jerosalema dia adala satria tsy nihaino ireo fananaran'i Yaveh izay miresaka amin'ny alalan'i Isaia.

Yaveh tompon'ny maro

Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 1:9 izany.