plt_tn/isa/28/23.md

784 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity no manomboka ny fanoharana izay mifarana ao amin'ny 28:29.

Mifantoha ka henoy ny feoko; mihainoa tsara ary henoy ny teniko

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny. Ny andianteny faharoa dia nampiasaina mba hanamafy ilay voalohany.

ny feoko

Eto ny "feo" dia manambara izay lazain'i Isaia. DH: "izay lazaiko"

ny teniko

Eto ny hoe "teny" dia manambara hafatra. DH: "ny hafatro"

Moa ve miasa tany fotsiny ny mpamboly izay miasa tany tontolo andro mba hamafy?Mitomboka mandrakariva sy mandravona bainga ny saha ve izy?

Mampiasa fanontaniana fampisainana mba hampieritreretana lalina ny olona Isaia. DH: "Tsy mamboly ny tany hatrany hatrany mba hiasa foana ny tany ka tsy mamafy voa ny mpamboly"