plt_tn/isa/28/03.md

856 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka momba ny vahoaka sy ny tanànan'i Samaria toy ny fehiloha ihany Isaia. (Jereo: 28: 1)

Ho hitsakitsahina ambany tongotra ny fehiloha reharehan'ireo mpimamon'i Efraima

DH: "Hamotipotika ireo mpimamo reharehan'i Samaria ny tafika fahavalo toy ny hoe mamotika voninkazo ambany tongony izy ireo"

fehiloha rehareha...Efraima...izay eo an-dohan'ilay lohasaha lonaka

Ny "fehiloha" dia satro-boninahitra vita amin'ny voninkazo. Eto dia manambara ny tanànan'i Samaria, dia ny renivohitr'Israely, izay mipetraka ambonin'ny lohasaha mamokatra izany.

ho toy ny aviavy mialin-taona...arapany

Io dia miresaka ireo miaramila fahavalo mahita ny hatsaran'i Samaria ary maka izany faingana toy ny hoe olona izay mahita ny aviavy voalohany tamin'ny vanim-potoana ary mihinana izany faingana izy ireo.