plt_tn/isa/25/06.md

930 B

Eto amin'ity tendrombohitra

Io dia manondro an'i Jerosalema na ny Tendrombohitra Ziona.

Yaveh tompon'ny maro

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:9 izany.

fanasana amin'ireo zavatra matavy

Eto ny hoe "zavatra matavy" dia midika hoe sakafo tsara indrindra.

fanasana amin'ny divay efa niotrika ela

"divay efa ela." Midika hoe divay tsara indrindra izany.

ny fandrakofana eo amin'ny vahoaka rehetra, ny tranokala tenona eo amin'ny firenena rehetra

Ny fahafatesana, ny fijaliana, ary ny alahelo dia resahina toy ny hoe raho-mainty na tranokala izay manarona ny olona rehetra eto an-tany.

Hateliny mandrakizay ny fahafatesana

Ny fanaovan'i Yaveh ny olona hiaina mandrakizay dia resahina toy ny hoe hitelina ny fahafatesana Izy.

ho esorina amin'ny tany rehetra ny fahafaham-barakan'ny olony

Ny fanaovan'i Yaveh ny olona tsy ho menatra intsony dia resahina toy ny hoe zavatra izay halan'i Yaveh ny henatra.