plt_tn/isa/25/04.md

1.2 KiB

fitoerana fiarovana...fialofana...fialofana amin'ny tafio-drivotra...alokaloka amin'ny hafanana

Ny fiarovan'i Yaveh ny vahoakany dia resahina toy ny hoe toerana izay afaka alehan'ny olona mba ho voaaro sy hahazo aina Izy.

Rehefa toy ny tafio-drivotra mamely ny rindrina ny fofon'ain'ireo masiaka

Ny olona masiaka mampahory ny vahoakan'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe tafiotra mamely ny rindrina ireo.

ny fofon'aina

"rivotra" na "ny fipoahana"

masiaka

DH: "olona masiaka" na "ireo izay masiaka"

toy ny hafanana any amin'ny tany maina

Io dia mampitaha ireo fahavalon'ny vahoakan'Andriamanitra amin'ny hafanana izay mahamaina ny tany. Io dia manindry hoe akory ny nampahorian'ireo fahavalo ny vahoakan'Andriamanitra.

tahaka ny handresen'ny...hamaliana ny hiran'ireo masiaka

Ny fanatsaharan'i Yaveh ny olona masiaka tsy hihira sy hieboebo dia ampitahaina amin'ny rahona mampisy aloka amin'ny andro mahamay. Io dia manindry fa mankahery ny vahoaka amin'ny fanatsaharana ireo izay mahatonga azy ireo hijaly Yaveh.

tahaka ny handresen'ny aloky ny rahona ny hafanana

DH: "tahaka ny rahona rehefa mandalo manaloka ary mandresy ny hafanana"

hamaliana ny hiran'ireo masiaka

DH: "hanatsahatra ny vahoaka masiaka tsy hihira Ianao"