plt_tn/isa/23/04.md

4 lines
450 B
Markdown

# fa efa niteny ny ranomasina, dia ilay mahery amin'ny ranomasina ... na niteraka
Ireo mety ho heviny dia 1) Mamaritra ny tanànan'i Tyro ho reny izay miresaka momba ny olona izay monina ao amin'ilay tanàna ho zanany Yaveh, na 2) Mamaritra ny Ranomasina Mediteraneana ho miteny i Yaveh. Noraisin'ireo vahoakan'i Tyro ho andriamaniny sy rainy ny ranomasina. Na amin'ny heviny iray na amin'ny hafa dia malahelo ilay miteny satria ripaka ireo zanany.