plt_tn/isa/22/17.md

886 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Milaza ny hafatr'Andriamanitra amin'ny Sebna hatrany Isaia.

Hanakodiadia anao tokoa Izy, ary hampisamboaravoara anao ho toy ny baolina mankany amin'ny tany malalaka

Ny tafika fahavalo izay tonga ka maka an'i Sebna ho babo ho an'ny amin'ny tany vahiny dia resahina toy ny hoe manipy azy tahaka ny baolina ho any amin'ny tany hafa Yaveh.

ho tonga henatra ho an'ny tranon'ny tomponao ianao

Eto ny "trano" dia ilazana ireo olona izay miasa ao amin'ny lapan'ny mpanjaka. DH: "hahatonga henatra ho an'ireo rehetra izay ao an-tranon'ny lapan'ny tomponao ianao"

Ho roahiko hiala eo amin'ny raharahanao sy ny toeranao ianao. Haongana ianao

Ny ataon'i Yaveh mba tsy hiasan'i Sebna ao amin'ny lapan'ny mpanjaka intsony dia resahina toy ny hoe manongana azy amin'ny tany Yaveh.

Haongana ianao

DH: "Haongako amin'ny toeram-boninahitrao ianao"