plt_tn/isa/22/08.md

846 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy mamaritra ny fotoana amin'ny ho avy izay hanafihan'ny tafika iray ny vahoakan'i Jerosalema Isaia. Azo adika amin'ny filazana ny ho avy ny matoanteny manondro ny lasa.

Nanala ny fiarovan'i Joda Izy

Ny teny hoe "fiarovana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "Ho esorin'i Yaveh ny zavatra rehetra izay niaro ny vahoakan'i Joda"

tamin'izany andro izany ianao dia nijery ireo fitaovam-piadina

Eto ny andian-teny hoe "nijery ireo" dia midika fatokiana zavatra iray. DH: "mba hiarovana ny tenanareo dia haka fitaovam-piadiana ianareo"

Lapan'ny Ala

Io dia ampahany tamin'ny tempolin'i Jerosalema izay nampiriman'izy ireo ny fitaovam-piadiana.

nanangona ny ranon'ny dobo ambany ianareo

Hitahiry rano ny olona mba hanana ampy ho sotroina rehefa mihodidina ny tanàna ny fahavalony.