plt_tn/isa/21/08.md

528 B

Ry tompo, eo amin'ny tilikambo fiambenana aho dia mijoro

Eto ny hoe "tompo" dia ilazana ny olona manam-pahefana izay mibaiko ny mpiambina hitsangana eo amin'ny mandan'i Jerosalema.

Efa rava Babylona, rava

Babylona resin'ny fahavalony tanteraka dia resahina toy ny hoe rava. Eto "Babylona" dia fibangoan-teny ilazana ny vahoakan'i Babylona. DH: "Resy tanteraka ny vahoakan'i Babylona"

rava Babylona, rava

Ny teny hoe "rava" dia averina indroa mba hanindriana fa resin'ny fahavalony tanteraka ireo vahoakan'i Babylona.