plt_tn/isa/20/03.md

20 lines
760 B
Markdown

# sy fambara
"sy fampitandremana"
# mahakasika an'i Egypta sy mahakasika an'i Etiopia
Manondro ny vahoakany ireo anaran-toerana ireo. DH: "mahakasika ny vahoakan'i Egypta sy mahakasika ny vahoakan'i Etiopia"
# hitarihan'ny mpanjakan'i Asyria ireo babon'i Egypta
Mibaiko ny tafiny hanao io asa io ny mpanjaka. DH: "hasain'ny mpanjakan'i Asyria hitondra ireo babo ny tafiny"
# hitarihan'ny mpanjakan'i Asyria ireo babon'i Egypta, sy ireo sesi-tanin'i Etiopia
Azo atao mazava tsara fa hanafika aloha izy ireo ary hambabo ny olona. DH: "hanafika an'i Egypta sy Etiopia ary hambabo ny vahoakany ka hitondra azy ireo"
# ho amin'ny fahamenaran'i Egypta
Eto "Egypta" dia manondro ny vahoakan'i Egypta. DH: "izay hitondra henatra eo amin'ny vahoakan'i Egypta"