plt_tn/isa/19/07.md

1.0 KiB

ireo tanim-bolin'i Neily

"ireo saha akaikin'ny Neily izay nambolen'olona vokatra"

Hidradradradra sy hisaona ireo mpanjono, ary hisaona izay rehetra manipy ny fintany ao amin'i Neily, ary halahelo izay mamelatra ny haratony ao amin'ny rano

Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny telo ireo. Raha ilaina, dia azo atao mazava ny antony halahelovan'izy ireo. DH: "Ireo mpanjono izay misaka trondro amin'ny fintana na harato dia hitomany ho very hevitra satria maty ny trondron'i Neily"

manipy ny fintany ao amin'i Neily

Mba hahazoana trondro, dia asian'olona hanina kely eo amin'ny fintana, dia afatony amin'ny tady ny fintana, ry atsipiny eny amin'ny rano. Rehefa mitady hihinana ilay hanina ny trondro, dia miraikitra amin'ilay fintana ny vavany ary sintinin'ilay olona hivoaka ny rano ilzy trondro.

mamelatra ny haratony ao amin'ny rano

Mba hahazoana trondro, ny olona sasany dia mamelatra harato eo amin'ny rano. Rehefa tratran'iny ny trondro, dia sintonin'izy ireo miaraka ami'ilay trondro hivoaka ny rano ilay harato.