plt_tn/isa/17/10.md

740 B

Fa nanadino ... ianareo

Eto ny hoe "ianareo" dia manondro ny vahoakan'Israely. Ny teny hoe "nanadino" dia tsy midika akory fa tsy mahatsiaro an'Andriamanitra izy ireo. Midika izany fa tsy mankatoa Azy intsony izy ireo. DH: "Fa tsy mankatoa ... intsony ianareo"

ny Andriamanitry ny famonjenareo

'ny Andriamanitra izay namonjy anareo"

ary nodianareo fanina ny vatolampin'ny herinareo

Ity dia mampitaha an'Andriamanitra amin'ny vato lehibe izay azon'ny olona hitsambikinana mba hialana amin'ny fahavalo na hiafenana ao ambadika. DH: "ary nody fanina an'Andriamanitra, izay tahaka ny vatolampy miaro anareo" na "ary nody fanina an'ilay iray izay miaro anareo"

tsy hahavanona ny vokatrareo

"tsy hisy voany betsaka ny vokatrareo"