plt_tn/isa/14/03.md

668 B

anao amin'ny fijaliana sy ny fangirifiriana

Ny teny "anao" dia manondro olona tokana, saingy manindro ny vahoakan'Israely io. Ary koa, ny "fijaliana sy ny fangirifiriana" dia mitovitovy hevitra ihany ary miara-ampiasaina ho fanamafisan-kevitra. DH: "amin'ireo zavatra izay nampijaly mafy anareo"

Endrey tapitra ny fahavinirana mieboebo

Ny teny hoe "Endrey" dia efa fantatra. DH: "tapitra ny fieboebony sy ny fahavinirany"

tapitra ny fahavinirana mieboebo

Ny "fahavinirana mieboebo" dia manondro ny mpanjakan'i Babylona izay mieboebo ary mitondra ny firenana hafa amin'ny toetra lozabe. DH: "tapitra ny fahalozany" na "tsy afaka mampahory olona intsony izy"