plt_tn/isa/12/05.md

8 lines
307 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy milaza izay ho lazain'ny olona rehefa manjaka ny mpanjaka Isaia.
# fa lehibe eo afovoanao ilay Iray Masin'Israely
"satria ilay Iray Masin'Israely, izay mitoetra eo aminareo, dia mahery" na "satria ilay Iray Masin'Israely dia mahery ary mitoetra eo aminareo"