forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
# Noho izany dia hitsangana hanohitra azy Yaveh dia i Rezina, ilay mpifanandrina aminy
|
|
|
|
Eto "Rezina" dia maneho ny tafiny. DH: "Noho izany, Yaveh dia hitondra an'i Rezina sy ny tafiny hanohitra ny vahoakan'Israely"
|
|
|
|
# Rezina
|
|
|
|
Anaran-dehilahy io. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny ao amin'ny 7:1.
|
|
|
|
# hamporisika ireo fahavalony
|
|
|
|
Ny teny hoe "hamporisika" dia fomba fiteny izay midika hoe hanosika azy ireo hanafika. DH: "ary hahatonga ny fahavalon'Israely hanafika Yaveh"
|
|
|
|
# Handrapaka ny Israely amin'ny vavany misanasana izy ireo
|
|
|
|
Ny "mandrapaka" dia fomba fihinanan'ny biby ny hazany. DH: "Tahaka ny fihinan'ny biby ny hazany no hamotehan'ny fahavalo ny vahoakan'Israely"
|
|
|
|
# Amin'izany zavatra rehetra izany, tsy nihena ny fahatezerany; fa kosa, mbola mihinjitra hatrany ny tanany
|
|
|
|
"Na dia nitranga aza ireo zavatra rehetra ireo, dia mbola tezitra ihany Izy, ary ny tanany." Adikao araka ny ao amin'ny 5:25.
|
|
|
|
# mbola mihinjitra hatrany ny tanany
|
|
|
|
Resahin'Isaia toy ny hoe olona izay efa hamely totohondry olon-kafa Yaveh. Sarinteny ilazana ny famaizan'i Yaveh an'Israely izany. Adikao araka ny ao amin'ny 5:25. DH: "mbola vonona ny hanafay azy ireo ihany Izy"
|