plt_tn/isa/07/18.md

382 B

Amin'izany andro izany

mialohan'ny ahalalan'ilay zaza mandà ny ratsy ary misafidy ny tsara (7:13)

Yaveh dia hisioka hiantso

"Yaveh dia hiantso" na "Yaveh dia hampiantso"

lalitra avy lavitra eny amin'ny onin'i Egypta, ary tantely avy eny amin'ny tanin'i Asyria

"ny tafik'i Egypta sy Asyria, ary ny miaramilan'izy ireo dia ho eny rehetra eny tahaka ny lalitra sy tantely"