plt_tn/isa/06/11.md

356 B

Mandra-pahafoana ireo tanàna ka tsy hisy mponina, ary ireo trano tsy hisy olona, ary ny tany ho lao

"Mandra-paharava ny tanàna sy ny trano rehetra ka tsy hisy hipetraka ao"

mandra-pandefasan'i Yaveh lavitra an'ireo vahoaka, ka ho manirery tokoa ilay tany

DH: "mandra-pandefasako, Izaho, ny olona rehetra lavitry ny taniny, mba tsy hisy ho tavela"