plt_tn/isa/03/06.md

575 B

aoka izao faharavana izao ho eo an-tananao

Eto ny "tanana" dia ilazana ny fahefana. DH: "iantohy izay faharavana izao" na "manapaha eto amin'izao faharavana izao"

izao faharavana izao

Ireo mety ho heviny dia 1) maro na ny ankamaroan'ny tanàna ao Jerosalema no rava na 2) tsy miroborobo na misy fitarihana intsony ny vahoaka ao Jerosalema. DH: "ity tanàna, izay efa rava ity"

tsy ho mpanasitrana aho

Ny famahana ny olona'ny vahoaka dia resahina toy ny hoe fanasitranana azy ireo. DH: "Tsia, tsy afaka hamaha izao olana izao Aho" na "Tsia, tsy hanampy anareo Aho"