plt_tn/hos/13/14.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny Yaveh.

Hamonjy azy ireo amin'ny tanan'ny fiainan-tsy hita ve Aho? Hamonjy azy ireo amin'ny fahafatesana ve Aho?

Mampiasa ireo fanontaniana ireo Yaveh mba hilazana ny vahoakan'Israely fa tsy hamonjy azy ireo tsy ho faty Izy. Hanafy azy ireo tokoa Izy. DH: "Tsy hanavotra anareo amin'ny fahafatesana sy tsy hidina any amin'ny Fiainan-tsy hita tokoa Aho."

Aiza, ry fahafatesana, ny areti-mandringanao? Aiza, ry fiainan-tsy hita, ny fandringananao?

Meresaka amin'ny "fahafatesana" sy ny "fiainan-tsy hita" toy ny hoe olona Yaveh. Mampiasa fanontaniana Yaveh mba hilazana fa handringana ny olona tsy ho ela. DH: "Ankehitriny dia hahatonga areti-mandringana Aho ka hamela ny vahoakan'Israely ho faty. Haringako izy ireo ka alefako any amin'ny Fiainan-tsy hita."

Miafina amin'ny masoko ny fangorahana

Ny mety hisian'ny fangorahana dia resahina toy ny hoe zavatra izany.

Miafina amin'ny masoko ny fangorahana

Ny tsy fiheverana ny hanana fangorahana dia resahina toy ny hoe miafina ny fangorahana ka tsy hita. DH: "Tsy manana fangorahana amin'izy ireo Aho"