plt_tn/hos/13/09.md

625 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny Yaveh.

iza no afaka hanampy anareo?

Mampiasa fanontaniana Yaveh mba hanindriana fa tsy misy afaka manampy ny vahoakan'Israely. DH: "tsy hisy afaka hanampy anao."

Aiza ny mpanjakanareo izao, mba hanavotra anareo any amin'ny tanànanareo rehetra? Aiza ireo mpanapakareo, izay efa nolazainareo tamiko hoe: 'Omeo mpanjaka sy andrian-dahy aho'?

Mametraka ireo fanontaniana ireo Yaveh mba hilazana amin'Israely fa rehefa mikomy amin'i Yaveh izy ireo, dia tsy hisy mpanjaka na mpanapaka afaka hanampy azy ireo. Yaveh irery ihanyno afaka mamonjy azy ireo amin'ny fandringanana.