plt_tn/hos/13/07.md

16 lines
516 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny Yaveh.
# toy ny liona ... toy ny leoparda ... tahaka ny bera ... tahaka ny liona ... tahaka ny bibidia
Ireo dia bibidia izay mamely ary mamono biby. Manohy milaza Yaveh fa handringana ny olony nohon'ny fahotan'izy ireo.
# tahaka ny bera very anaka
Ny teny hoe "famelezana" eto dia nesorina satria efa azo. DH: "tahaka ny famelezan'ny bera very anaka"
# tahaka ny liona
Ny teny hoe "fandrapahana" eto dia nesorina satria efa azo. DH: "tahaka fandrapahan'ny liona"