plt_tn/hos/09/16.md

426 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny Yaveh ao amin'ny andininy faha 16. Manomboka miteny i Hosea ao amin'ny andininy faha 17.

Misy aretina Efraima, ary maina ny fakan'izy ireo; tsy mamoa ireo

Toy hoe hazo misy aretina izay tsy mamokatra ary vonona ny ho kapaina no firesak'i Yaveh ny vahoakan'Israely. Io dia fanambarana fa nihaosa ny vahoaka, ary tsy ho ela ny fahavalon'izy ireo dia ho avy handresy azy ireo.