plt_tn/hos/09/01.md

16 lines
768 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny i Hosea mpaminany.
# Fa ny famoloana sy ny famiazana dia tsy hamahana azy ireo
Izany dia mamaritra ny famoloana sy ny famiazam-boaloboka toy ny hoe olombelona izay mamahana olona iray. Midika izany fa tsy hanome voa ampy ho kororohina ahazoana izay ilain'ny olona ny fijinjana, ary tsy hanome voaloboka ho fiazina hanaovana divay betsaka izany.
# ny famoloana
Ireo dia faritra lehibe izay tsy natao hamoloana vary fotsiny ihany, fa hanaovan'ny fiaraha-monina ireo fombam-pivavahana ihany koe. Ireo mpivaro-tena teo an-tempoly dia tonga teo mba hanampy ireo lehilahy hankalaza ny firavoravoan'ny fijinjana ho an'ny sampy.
# handiso fanantenana azy ireo ny divay vaovao
Tsy hisy ranom-boaloboka ampy hanaovana divay.