plt_tn/hos/06/08.md

642 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny Yaveh.

Gileada dia tanànan'ny ... dian-tongotra mihoson-drà

Ny hoe "dian-tongotra mihoson-drà" dia mety ilazana ireo mpanao ratsy sy ny famonoany olona.

no hikambanan'ireo andiana mpisorona hamono olona any amin'ny lalana mankany Sekema

Tsy hay izay tondroin'io. Tena meloka nohon'ny famelezana olona teny an-dalana mankany Sekema tokoa ve ireo mpisorona, izay ivon'ny fivavahana sy ny politika lehibe? Sa ambaran'ny mpaminany ve fa "namono" ny fahalalana sy ny fanompoana marina an'i Yaveh ireo mpisorona? Tsara ny mandika ity fiteny ity amin'ny fomba mivelatra araka izay azo atao.