plt_tn/hos/06/04.md

899 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Miteny Yaveh.

inona no hataoko miaraka aminao?

Asehon'Andriamanitra fa ny vita hatreo faharetany ary ny fitsarana sisa no tavela. DH: "sarotra ny mahalala ny tokony hatao aminareo!"

Koa notapahiko ho potika tamin'ny alalan'ireo mpaminany izy ireo

Amin'ny alalan'ireo mpaminaniny, Yaveh dia nanambara fandringanana tamin'ny fireneny mpikomy. Ny fandringanana, izay antsoina hoe "fikapakapana" eto, dia azo antoka tahaka ny fanamelohana.

Ireo lalànao dia toy ny hazavana izay mamirapiratra

Eto Hosea mpaminany dia miresaka amin'Andriamanitra. Ny mety tiany ho lazaina dia rehefa mandidy ny ahafatesan'ny olona iray ho famaizana Andriamanitra, dia tahaka ny varatra izay mipoaka. Na ny mety tiany ho lazaina dia mamela ny olona hahalala ny marina ny didy, tahaka ny fahazavana izay mahatonga ny zavatra ho hita.

Ireo lalànao

"Ireo lalàn'i Yaveh"