plt_tn/hos/04/15.md

1.4 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka momba an'i Joda sy Israely i Yaveh.

enga anie Joda tsy ho tonga meloka

Fantatr'Andriamanitra ny fahatongavan'Israely ho mpanota ary tsy tiany hanao tahaka izany i Joda.

Aza mandeha any Gilgala, ianao ry vahoaka; aza mandeha miakatra any Betavena

Ampitandremana ireo vahoakan'i Joda mba tsy handeha any amin'ireo tanànan'i Gilgala na Beta mba hanompo sampy eo amin'ireo toerana ireo. Taloha Gilgala dia efa toerana nanompoana an'i Yaveh, saingy lasa toerana fanompoan-tsampy izany.

Betavena

Tanàna iray teo amin'ny fari-tany teo anelanelan'ny fanjakana tavaratr'Israely sy ny fokon'i Benjamina any amin'ny fanjakana tatsimo izany.

tahaka ny ombivavy mafy loha

Ampitahaina amin'ny vantotr'omby vavay izay tsy hankatoa ny tompony Israely.

Ahoana no hitondran'i Yaveh azy ireo eny amin'ny fihinanam-bilona tahaka ny zanak'ondry any amin'ny tanin'ahitra?

Mampiasa fanontaniana i Yaveh mba hanindriana fa tsy afaka manohy mikarakara ny vahoaka Izy satria mafy loha izy ireo. Ny tsy fiahian'i Yaveh ny olony intsony dia resahina toy ny hoe mpiandry ondry izay tsy afaka mitondra ireo zanak'ondriny ho any an-tsaha mba hihinana Izy satria mafy loha ireo. DH: "tsy hiandry vahoaka mafy loha Yaveh." na "Noho izany Yaveh dia tsy hanohy hikarakara azy ireo"

Ahoana no hitondran'i Yaveh

Io dia azo atao hoe DH: "Ahoana no hitondrako"