plt_tn/hos/04/08.md

729 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka momba ireo mpisorona i Yaveh.

Mihinana ny fahotan'ny vahoakako izy ireo

Rehefa nanota ny olona, dia nanolotra sorona mba hamelan'Andriamanitra azy ireo. Navela hihinana ireo sorona ireo ny mpisorona. Ny fihinanan'ny mpisorona ireo sorona nohon'ny ota ireo dia resahina toy ny hoe tena mihinana ny fahotan'ny olona tokoa izy ireo.

mangetahetan'ny faharatsiany bebe kokoa izy ireo

Tian'ny mpisorona mba hanota bebe kokoa ny olona mba hanoloran'izy ireo sorona mba hohanin'ny mpisorona.

Hitovy ihany ho an'ny vahoaka sy ho an'ireo mpisorona

"Ho faizana amin'ny fomba mitovy ihany ny vahoaka sy ny mpisorona"

ny fanaony

"ny fahazarany" na "ny fitondran-tenany"