plt_tn/hos/04/03.md

241 B

Ka mihamaina ny tany

Ilazana ny hai-tany io fomba fiteny io, rehefa tsy misy orana milatsaka mandritra ny fotoana ela.

ketraka

miha-osa ary maty nohon'ny aretina na tsy fahampian-tsakafo

dia esorina

Io dia azo atao hoe DH: "maty"