plt_tn/hos/02/21.md

664 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'i Hosea momba izay hataony amin'Israely i Yaveh.

fanambaran'i Yaveh

"izay nambaran'i Yaveh" na "izay nolazain'i Yaveh tamin'ny fomba manetriketrika." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:12.

Ny tany hamaly ny vary, ny voaloboka vaovao sy ny diloilo, ary izy ireo hamaly an'i Jezirela

Hahatanteraka ny filàna vary, divay vaovao, ary menaka oliva ny tany. Ireo zavatra ireo ihany koa no hanatanteraka ny filàn'i Jezirela. Ny tany sy ireo vokatra ireo dia resahina toy ny hoe olona izay afaka manatanteraka ny filàn'ny hafa.

Jezirela

Eto ny anaran'io lohasaha io dia ilazana ny vahoakan'Israely.