plt_tn/heb/13/20.md

24 lines
924 B
Markdown

# Ary
Ity dia manamarika fizarana vaovao amin'ilay taratasy. Eto ny mpanoratra dia midera an'Andriamanitra ary manome vavaka farany ho an'ireo mpamakiny.
# ilay mpiandry ondry lehibe
Kristy amin'ny andraikiny maha-mpitarika sy mpiaro an'ireo izay mino Azy, dia resahina toy ny hoe mpiandry ondry.
# tamin'ny alalan'ny ràn'ny fanekena mandrakizay
Eto ny "rà" dia maneho ny fahafatesan'i Jesosy, izay fototry ny fanekena izay haharitra mandrakizay eo amin'Andriamnitra sy ireo mpino rehetra ao amin'i Kristy.
# hanatsara anareo amin'ny asa tsara rehetra mba hanaovana ny sitrapony
Eto ny hoe "hanatsara anareo" dia midika hoe "atao mahavita" na "ataoko manana fitaovana." DH: "ataoko mahavita zavatra tsara maro ianareo araka ny sitrapony"
# Izy anie hiasa ao anatintsika
Ny teny hoe "isika" dia milaza ny mpanoratra sy ireo mpamaky.
# izay homena ny voninahitra mandrakizay
"izay ho derain'ny olona mandrakizay"