plt_tn/heb/13/03.md

875 B

toy ny hoe niara-nifatotra tamin'izy ireo ianareo

DH: "toy ny hoe tao am-pigadrana niaraka tamin'izy ireo ianareo"

ireo izay nampahoriana

DH: "Ireo hampahorian'ireo hafa" na "ireo izay mijaly"

toy ny hoe izy ireo ihany koa ianareo amin'ny vatana

Ity fehezanteny ity dia mampahery ireo mpino mba hisaina momban'ny fijalian'ireo olona hafa tahakan'ny hisainan'izy ireo momba ireo fijalian'izy ireo manokana. DH: "tahakan'ny hoe ianareo ilay iray mijaly"

Aoka ho hajain'ny tsirairay ny fanambadiana

DH: "Ny lehilahy sy vehivavy izay mifanambady dia tsy maintsy mifanaja"

Aoka ny fandrian'ny fanambadiana mba hadio

Ity dia maneho ny firaisana ara-nofo toy ny hoe fandrianan'ireo mpanambady roa irery ihany. DH: "Aoka ny Lehilahy sy ny vehivavy hanome voninahitra ny fifandraisan'ny fanambadian'izy ireo tsirairay avy ary tsy hiaraka hatory amin'ny olona hafa"