plt_tn/heb/12/14.md

32 lines
1.3 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Esao, izay nolazaina tao amin'ny asa-soratr'i Mosesy ny momba azy, dia maneho ny zanaka voalohan'Isaka sy rahalahin'i Jakoba.
# Manenjeha fiadanana miaraka amin'ny olona rehetra
Eto ny teny hoe "Manenjeha" dia resahina toy ny hoe zavatra izay tsy maintsy enjehan'ny olona. DH: "Miezaha miaina am-piadanana miaraka amin'ny olona rehetra"
# ary ny fahamasinana ihany koa izay tsy hahitan'iza na iza ny Tompo
DH: "ary ihany koa miasà mafy mba ho masina, satria ny olona masina ihany no hahita ny Tompo"
# ny fahamasinana ihany koa
DH: "enjeho koa ny fahamasinana"
# tsy hisy na iza na iza tsy hanana ny fahasoavan'Andriamanitra
"tsy hisy na iza na iza tsy handray ny fahasoavan 'Andriamanitra" na "tsy hisy na iza na iza handà ny fahasoavan'Andriamanitra aorian'ny fahatokiana azy voalohany"
# tsy hisy fakan'ny fahangidiana mitombo hiteraka korontana, mba tsy ho maro no lasa voaloto amin'izany
Ny toetra feno fankahalana na feno fahatezerana dia resahina toy ny hoe zavamaniry mangidy amin'ny fanandramana. DH: "mba tsy hisy olona lasa tahakan'ny faka mangidy, izay rehefa mitombo dia manakorontana sy mandratra olona maro"
# dia nolavina
DH: "ny rainy, Isaka, dia nandà ny hitsodrano azy"
# satria tsy nahita irika amin'ny fibebahana izy
"Satria tsy vitan'ny rainy, Isaka, ny hanova ny fanapaha-keviny"