plt_tn/heb/12/07.md

989 B

Miareta fijaliana toy ny fitsipika

Takaro fa mandritry ny fijaliana Andriamanitra dia mampianatra fitsipika antsika"

Andriamanitra dia mitondra anareo toy ny zanaka

Ity dia mampitaha ny fitsipik'Andriamanitra mamehy ny olony amin'ny ray izay mamehy ireo zanany. DH: "Andriamanitra dia mitondra anareo tahakan'ny ray izay mitondra ny zanany"

zanaka

Ito dia afaka midika lahy sy vavy.

Fa zanaka inona no teo ka tsy nofaizain'ny rainy?

Ny mpanaotra dia maneho ny heviny amin'ity fanontaniana ity fa ny ray tsara rehetra dia manome fitsipika ireo zanany. Afaka adika ho fanambarana izany. DH: "Ny ray rehetra dia manafay ireo zanany!"

Fa raha tsy manana fitsipika ianareo, izay ananan'ny olona rehetra

DH: "Koa raha tsy niaina ny famaizan' Andriamanitra ianareo tahakan'ny famaizany ny zanany rehetra"

dia zazasary ianareo fa tsy zanany

Ireo izay tsy nofaizin'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe zanaka teraka tamin'ny lehilahy sy vehivavy izay mbola tsy nifanambady.