plt_tn/heb/11/20.md

623 B

Nivavaka Jakoba

"Jakoba nivavaka tamin'Andriamanitra"

rehefa nanakaiky ny fiafarany

Eto ny "fiafarany" dia fomba mihaja hanehoana ny fahafatesana. DH: "rehefa nanakaiky ho faty izy"

niresaka ny fiaingan'ny zanak'Israely avy any Egypta

"Niresaka ny fotoana hialan'ny zanak'Isiraely an'i Egypta"

zanak'Israely

"ireo Isiraelita" na "ireo taranak'Isiraely"

ary nanafarany ny amin'ny taolany.

Maty tany Egypta Josefa. Tiany ny olona mba haka ny taolany hiaraka amin'izy ireo rehefa miala ao Egypte izy ireo mba afahan'izy ireo mandevina ny taolany any amin'ny tany izay nampanantenain'Andriamanitra azy ireo.