plt_tn/heb/11/04.md

648 B

fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ny mpanoratra dia manome ohatra maro (ny ankamaroany dia avy ao aminy'ny soaratry ny Testamenta Taloha) amin'ny olona izay niaina tamin'ny finoana na dia tsy naharay izay nampanantenain'Andriamanitra rehefa niaina teto an-tany aza izy ireo.

no nanambarany azy ho marina

DH: "Andriamanitra nanambara fa marina Abela"

no nanambarany azy ho marina

DH: ''Andriamanitra nanambara azy ho marina"

mbola hitenenan'i Abela,

Ny famakiana ny Soratra Masina sy fianarana momban'ny finoan'i Abela dia resahina toy ny hoe Abela mihintsy no mbola miteny. DH: "isika dia mbola mianatra ny amin'izay nataon'i Abela"