plt_tn/heb/10/23.md

16 lines
915 B
Markdown

# hiazona mafy ny fanekena ny fiandrandrana mahatokintsika
Eto ny fametrahana finoana izay eken'ny olona iray dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka hazonin'ny olona amin'ny tanany. Ny teny "hiazona mafy" dia midika hoe "manohy." DH: "manohy miteny ny olona fa isika dia matoky satria isika mino fa Andriamanitra dia hanao izay nampanantenainy ho ataony"
# tsy am-pihozongozonana
Ny fisalasalana amin'ny zavatra iray dia resahina toy ny hoe mihozohozo na mitongilangilana. DH: "tsy am-pisalasalana"
# Aoka isika tsy hanajanona ny fiarahana miangona
Afaka hazavainao fa ny olona dia miangona mba hidera. DH: "Aoka isika tsy hanajanona ny fiarahana miangona mba hidera"
# fa hitanareo fa manakaiky ny andro
Ny fotoana ho avy dia resahina toy ny hoe zavatra izay miha-manatona ny mpilaza. Eto "ny andro" dia maneho ny fotoana hiverenan'i Jesosy. DH: "Araka ny fantatrareo fa Kristy dia hiverina tsy ho ela"