plt_tn/heb/10/05.md

16 lines
441 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny tenin'i Kristy tamin'izy teto an-tany dia nambara mialoha tato amin'ity teny nindramina avy ao amin'ny Salamo nataon'i Davida ity.
# nirianareo
Eto ny hoe "nirianareo" dia maneho an' an'Andriamanitra.
# Ary hoy aho hoe
Eto ny "Aho" dia maneho an'i Kristy.
# araka izay voasoratra momba Ahy ao amin'ny Soratra Masina
DH: "araka ny nosoratan'ireo mpaminany momba Ahy ao amin'ny Soratra Masina"