plt_tn/heb/09/27.md

504 B

Kristy ihany koa, izay natolotra

DH: "Kristy ihany koa, izay nanolotra ny tenany"

mba hanala ireo fahotan'ny maro

Ny hetsika fanaovana antsika ho tsy maman-tsiny raha tokony ho meloka noho ireo fahotantsika dia resahina toy ny hoe zavatra ara-nofo izay afaka esorin'i Kristy amintsika ireo fahotantsika. DH: "mba hamelan'Andriamanitra ireo fahotana"

ireo fahotana

Eto ny "fahotana" dia midika hoe heloka izay hananan'ny olona eo anatrehan'Andriamanitra nohon'ny fahotana izay nataon'izy ireo.