plt_tn/heb/09/03.md

1.3 KiB

Ao ambadiky ny lamba faharoa

Ny lamba voalohany dia ivelan'ny rindrin'ny tabernakely, ary ny "lamba faharoa" dia lamba teo anelanelan'ny "toerana masina" sy ny "toerana masina indrindra."

faharoa

izany dia laharan'isa roa.

Tao anatin'izany

"'tao anatin'ilay fiaran'ny fanekena"

ny tehin'i Arona izay naniry

Ity dia maneho ny fotoana nanaporofoan' Andriamanitra ireo vaohakan'Isiraely fa nifidy an'i Arona ho mpisoronany mba ampaniry ny tehin'i Arona Izy.

naniry

"namelana" na "namokatra" na "nitombo sy nivelatra"

vato fisaky ny fanekena

Eto ny teny hoe "vato fisaka" dia singam-bato fisaka izay voasoratra eo amin'izy ireo. ity dia maneho ireo vato fisaka izay nanoratana ireo didy folo.

kerobima be voninahitra

Rehefa nanamboatra ny fiaran'ny fanekena ireo Isiraelita, dia nandidy azy ireo Andriamanitra mba hanefy kerobima roa mihendrika ny tsirairay, miaraka amin'ireo helany mifampikasika, eo amin'ny sarona fanaronana eo amin'ny fiaran'ny fanekena. Eto izy ireo dia resahina toy ny hoe mpanome alokaloka ho an'ny fiaran'ny fanekena. DH: "ny kerobima miaraka amin'ireo helany nanarona"

kerobima

Eto ny "kerobima" dia midika tarehimarika kerobima roa.

izay tsy afaka resahanay

Na dia mampiasa ny teny hoe "izahay" aza ny mpanoratra, dia maneho ny tenany fotsiny ihany izy. DH: "Izay tsy afaka resahako"