plt_tn/heb/07/25.md

600 B

Noho izany

Afaka ataonao mazava ny tian'ny ''noho izany" tenenina. DH: "Satria Kristy no mpisoronabe antsika izay miaina mandrakizay"

ireo izay manantona an'Andriamanitra amin'ny alalany

"ireo izay manatona an'Andriamanitra nohon'ny zavatra vitan'i Jesosy"

ary tonga ambony noho ireo lanitra

"ary Andriamanitra nanangana Azy ho any amin'ny lanitra avo indindra." Ny mpanoratra dia miresaka ny fananana voninahitra sy hery maro kokoa noho ny olona hafa toy ny hoe toerana izay ambonin'ny zavatra rehetra. DH: "ary Andriamanitra dia nanome Azy voninahitra sy hery maro kokoa noho ireo hafa"