plt_tn/heb/07/18.md

909 B

Fa nisy fanafoanana ny didy teo aloha

'"Andriamanitra tsy nanaiky ny didy tamin'ny fotoana voalohany"

Fa tsy nisy zavatra nataon'ny lalàna tonga lafatra

Ny lalàna dia resahina toy ny hoe olona izay afaka manao hetsika.

misy ny fampidirana fahatokiana tsara kokoa

"Andriamanitra nanome antsika antony tsara kokoa ny mba hanana fahatokisana"

misy ny fampidirana fahatokiana tsara kokoa ho an'ny ho avy izay hanatonantsika an'Andriamanitra.

Ny fahatokisana ny amin'ny ho avy dia resahina toy ny hoe zavatra izay tsy maintsy andehanan'ny olona mba hafahana manatona an' Andriamanitra. DH: "Andriamanitra nanome antony tsara kokoa antsika mba hananana fahatokisana Aminy, satria Izy mahatanteraka izany ho antsika mba ho tonga eo akaikiny"

hanatonantsika an'Andriamanitra

Ny fiderana an'Andriamanitra sy fananana ny fankasitrahany, dia resahina toy ny hoe hetsika izay andehanana eo akaikiny.